Entrée valin-tanàna (valy, tanàna)
Partie du discours locution
Explications en malgache fomba fifanampiana fahiny tamin' ny aga teo amin' ny fokonolona: nfàsâ ho an' ny olona iray ny olona rehetra ary dia nifandimbiasana niasana toy izany tsirairay avy ny olona tao an-tanàna ka ilay niasana androany dia namaly niasa ho an' ny hala kosa ny ampitso [Rajemisa 1985]
 endrika fifanampiana aseho amin'ny alalan'ny asa ao anaty fiaraha-monina iray [SLP 1986]
Explications en français entraide [SLP 1986]

Mis à jour le 2020/07/31