|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 valana |
| Fototeny | 2 vala |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Asiana fefy manodidina: Valao ny ombinao sao dia mitondraka eny amin' ny tanimbolinay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be enclosed, to be fenced, to be partitioned off
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on entoure, qu'on sépare
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/6) | 11 valana |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Fandehan' ny rano manaraka ny iva
[1.1] 14 fikorianan-dranoka [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 the course of water, a going down
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 le cours, le courant de l'eau
[1.3] 17 coulée [1.13] 18 courant liquide et violent, comme celui d'une chasse d'eau, d'une purge [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/6) | 37 valana |
| Sokajin-teny | 38 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
39 fitarana, filey
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/6) | 40 valaña |
| Sokajin-teny | 41 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
42 filahiana
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (5/6) | 43 valaña |
| Sokajin-teny | 44 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
45 mazava (ro), matsatso
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (6/6) | 46 valana |
| Sokajin-teny | 47 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
48 (sens général : courant rapide). D'où fivalanana : diarrhées, selles liquides ; et fampivalanana : purgatifs. Nom donné à divers produits purgatifs, notamment l'huile de ricin.
[1.196] |
| Voambolana | 49 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Fivaditsoratra | 50 Alvana, 51 lavana, 52 valana, valaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|