|
|
|
|

Entrée1  avalana (valana)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Avala handeha hanaraka ny rano: Taloha navalana rano ny fatin' ny olo-meloka sasantsasany [1.1]
4  Entin' (ny rano): Navalan' ny rano ny fatin' ilay akoho matin' ny barika [1.1]
5  Roahina, ahataka lavitra: Tokony havalana lavitra ny tanàna ny lambo [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot avalana

Mis à jour le 2023/01/20