|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  famalanana
Fototeny  2 valana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fanaovana izay hivalanana, fampivalanana [1.1]
5 fanadiovan-kibo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 purgatif [1.13]
Voambolana  7  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)8  famalanana
Fototeny  9 valana
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Fandefasana hanaraka ny rano
12 fandroahana, fampihatahana lavitra
13 fanasiana fandairandoko amin' ny lamba
14 fandisoana feon-kira [1.1]

Fivaditsoratra  famalanana, 15 fanalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12