|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vaky feo |
| Singan-teny | 2 vaky, 3 feo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 entina milaza ny sakasakan-jazalahy izay manomboka mihabe feo ka migadragadra izany no fandre ny feony; ny sakan-jazalahy eo amin' ny fahamaotiana izay manomboka ho be feo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 dont la voix mue, dont la voix devient rauque
[1.3] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 8 fievoka, vaky feo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|