|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vaingana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a lump:
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 masse, motte
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 8 vainga, vaingavainga |
| Kamban-teny rehetra | 9 vaingan-tany |
| Teny iditra (2/2) | 10 vaingana |
| Fototeny | 11 vainga |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Didiana: Vaingao kely ity hena ity
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | vaingana, 18 vangiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|