Entrée vainga
Partie du discours nom
Définition malgache Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana. [Rajemisa 1985]
Définition française solide, masse [SLP 1986]
Dérivations 
Synonymes vaingana ~ vaingavainga

Mis à jour le 2013/07/30