Entrée vadin' ny maro lahy (vady, maro, lahy)
Partie du discours locution
Définition malgache vehivavy efa voalaza dieny mialoha amin' ny fangatahana azy fa ho vadin' ny rahalahim-badiny hatrany izy raha sendra ka maty hatrany koa izay manambady azy [Rajemisa 1985]
Définition française [ vadin' ny marolahy ] épouse qui passe légalement à son beau-frère à la mort de son époux [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2016/07/28