|
|
|
|

Entrée (1/3)1  va
Partie du discours  2  particule [Liste complète]
Explications en malgache  3  Kianteny enti-manontany, ka tsy fanontaniana tsotra no ambara aminy fa fanontaniana fampiasa amin' ny kabary izay fantatra avy hatrany rahateo fa ho tsia" na "eny" no valiny: Ho sahintsika va ny minia ho very? (Ny fampiasana ny va dia tsy manomboka fehezanteny fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana; indraindray azo ampiarahina amin' ny "moa" ny va ka atao manarakaraka azy: Moa va tsy rahalahintsika rehefa mety ho iray ra amintsika?) [1.1]
Explications en anglais  4  interrogative; cf. moa: handèha va hianào? are you going ? [1.7]
Explications en français  5  Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3]
6  interrogative, cf. moa: handèha va ianào? est-ce que vous partez ? [1.8]
Exemples  7  Efa nihinana va hianao? (Avez-vous mangé ?) [1.3]
8  Hianao va ka mba mino izay tenin’ olona (Vous ne croyez jamais ce qui l’on vous dit) [1.3]
9  Razoky va no manitra voan-kazo? [2.131]
10  Nahoana no dia izao va itondrana hanina izahay? [2.472]
11  Moa va tsy menatra izy. [2.470]
Tous les mots composés  12  2 combinaisons de ce mot
Synonymes  13  ve
Analogues  14  moa

Entrée (2/3)15  va~
Partie du discours  16  préfixe [Liste complète]

Entrée (3/3)17  va    
Partie du discours  18  forme morphologique de aller
Explications en malgache  19  matoanteny frantsay "aller": Il va (Mandeha izy) [3.1]

Mis à jour le 2025/10/08