|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  ta
Sokajin-teny  2  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho:
4 Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses :
6 ta-hanào: to want to do [1.2]
7 prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as :
8 ta-hanào: to want to do something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.:
10 ta-hanao: vouloir ou aimer faire; [1.8]
Mpanahaka  11  te, 12  ti
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/9)14  ta
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 tanalahy [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  17 a provincial word for a chameleon. See tana [1.2]
Voambolana  18  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Teny iditra (3/9)19  ta
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana
22 Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 the sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle. [1.2]
Voambolana  24  Feo

Teny iditra (4/9)25  ta
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27 fitazonana [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (5/9)28  ta
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny anglisy  30 a lamp. [Swa. taa.] [Provincial] [1.2]

Teny iditra (6/9)31  ta~
Sokajin-teny  32  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  33 Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  34 a prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny [1.2]

Teny iditra (7/9)35  ta    
Sokajin-teny  36  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  37 an' ialahy, an' ise [1.66]

Teny iditra (8/9)38  TA    
Sokajin-teny  39  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  40 Tananarive Antsirabe [3.1]
Lahatsoratra  41 
kmFijanonana
0,0Antananarivo Soarano
2,5Anosibe
4,5Soanierana
9,3Imerimanjaka
12,3Ambohijanaka
16,2Anjomakely
20,8Ambatofotsy
24,8Ambalavao
30,2Tsinjony
40,2Behenjy
kmFijanonana
53,2Andriambilany
66,6Ambatolampy
82,9Ambohimandroso
93,3Ampitatafika
102,3Ilempona
114,7Andavabato
124,9Sambaina
142,6Andranomanelatra
157,7Antsirabe

Teny iditra (9/9)42  Ta    
Sokajin-teny  43  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  44 Singa mivaingana, faha-73 amin'ny
45 fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  46 tantalum [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  47 tantale [3.1]
Voambolana  48  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  49  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20