Entrée | tsy toko tsy forohana | |
Mots élémentaires | toko ; tsy ; forohana | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Mety hanan-kevitra roa: a) tsy fisiana: tsy toko tsy forohana, ka inona no handrahoina? (nesorina daholo na ny toko na ny forohana, tsy misy na inona na inona) B) habetsahana, be dia be: tsy toko tsy forohana ny fahavoazana (enti-milaza fa tsy ny toko sy ny kitay ihany no tsy misy fa misy hafa koa) [1.1] | |
Explications en anglais | An enormous sum of money [1.7] | |
Une énorme somme d'argent; beaucoup [1.7] | ||
Mis à jour le 2023/06/05 |