|
|
|
|

Teny iditra1 tsy rony tsy ventiny
Singan-teny  2tsy, 3ro, 4venty
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza hatezeran' olona iray izay tsy misy antony tokony ho nahatonga azy akory; tsy hita akory izay antony. [1.1]
Voambolana  7 Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12