Entrée | 1 tsy hita poka |
Mots élémentaires | 2 tsy, 3 hita, 4 poka |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy [1.1] |
Exemples |
7 Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka?
[2.499]
|
Synonymes | 8 tsy hita popoka |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |