|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 poka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feo re mirefotra amin' ny fifandonana, fidonana: Po-doha
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the bursting of something, a blow upon something hollow
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 coup, choc d'un objet contre un autre, bruit du choc
[1.3#489] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 26 dona, 27 gona, 28 katroka, 29 paika |
| Kamban-teny rehetra | 30 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 31 poka |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
33 [Provincial] chill, fear
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 34 kapo, 35 kopa, 36 pako, poka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22 |
|