|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamoka
Fototeny  2 poka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandona: Namoka ny vatolampy ny lakana ka vaky [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 choquer, heurter, frapper [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10 manapoka

Teny iditra (2/2)11  mamoka
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 Malemy tanteraka, drodroka, lo [1.1]

Fivaditsoratra  14 komama, mamoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17