|
|
|
|

Entrée1  tsotra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Mahitsy tsy misy mivonkina: Tsotra tahaka ny tsinaim-balala [1.1]
4  Mora tsy manahirana ny fanaovana na fampiasana azy: Milina tsotra ity anao ity [1.1]
5  Mora azo, tsy be olakolaka na miolikolika: Lahateny tsotra ~ Valinteny tsotra [1.1]
6  Tsy manan-kevi-dratsy hamely, tsy manafinafin-kevitra: Tsotra ohatra ny zazakely [1.1]
7  Mora badoina: Tsotra loatra izy ka ambakain' ny sasany [1.1]
8  Tsy be aingitraingitra na fombafombany: Manao fitafiana tsotra izy [1.1]
Explications en anglais  9  Smooth, plain; easy, simple [1.7]
Explications en français  10  Lisse, droit; simple, facile [1.8]
Exemples  11  fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina. [2.324]
12  mamy dia mamy raha hanina tsotra amin' izao, saingy tsy mamy ny ranom-boafotsy asiana azy; [2.470]
13  Mpitsabo tsotra ireny " dokotera" ireny matetika. [2.472]
Dérivés 
14  Verbes actif :
15  Verbes passif :
16  Verbes relatif :
17  Noms :
18  Adjectifs :
Mots composés 
Titres 
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot tsotra

Mis à jour le 2020/07/31