Entrée (1/2) | 1 tsipy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 fafy, famafasana [Tambahoaka, Bara]
[1.78] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 5 tsipy |
Partie du discours | 6 nom |
Dérivés |
|
Vocabulaire |
12 Botanique |
Explications en malgache |
13 Fandefasan-javatra amin' ny tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana [1.1] |
Explications en anglais |
14 a throwing [1.2] |
Explications en français |
15 jet; projeté, projection, projetante [1.13] 16 action de jeter, de lancer [1.196] |
Exemples |
17 Ny fitiavana, rahavako, tsy tsipy rano miamboho ka ifanadidiavana; [1.292] 18 tsipy lefona araka ny fomban' i Ramanitromby nianarany, no lalao voalohany. [2.270] |
Autres orthographes | 19 tipy |
Mots composés |
|
Anagrammes | 24 pitsy, tsipy |
Mis à jour le 2023/12/07 |