Entrée | 1 mitsipy (tsipy) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 (Tahaka ny manipy ihany, saingy ny famenony, zavatra miraikitra amin' ny tena ihany fa tsy mba zavatra ivelany). [1.1] |
Exemples |
4 mitsipy ny teny ka dia aty am-ponay izany. [2.587#] 5 hoatra ny mijakojaiko fa tsy mba mikidodo, ary mailaka, somary miondrikondrika, dia mitsipy amin' izay ny tanana. [2.436#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot mitsipy |
Anagrammes | 12 mipitsy, mitsipy |
Mis à jour le 2023/10/06 |