|
|
|
|

Teny iditra1  tsindraindray
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mahalana fa tsy misesy: Mba tonga mamangy anao aty ihany ve ny zanak' anabavinao? -- Tonga tsindraindray izy [1.1]
Ohatra  4  Mitopy tsindraindray amin' I Terezy kely mikodingidingy ny masony ary tsaroany ny mampakatra ny feony mba hampazava tsara ny teniny. [2.470]
5  mino aho fa ho faty mandrakizay ao am-pony ilay avelo nanelingelina tsindraindray ny fahasambarany. [2.471]
Kamban-teny rehetra  6 tsindraindray tadiavina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09