|
|
|
|

Teny iditra1  tsihy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tahon-javamaniry madinika -- toy ny zozoro na ny herana na harefo -- voarary ka atao lafika hipetrahana na hatoriana na hisakafoana (atao hoe: fandambanana izy amin' ity farany ity)
4 Karazan-tsihy: tsihy hisatra, tsihy rindra, tsihy tokan-dambana, tsihy vitrana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a mat made of rushes or palm fronds [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 natte de jonc [1.8]
Ohatra  7  Nanatona an-drainy mitomoetra ambony tsihy izy nony inona. [2.470]
8  I Neny dia nandrary tsihy sy harona; [2.472]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 12 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 hitsy, tsihy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09