Entrée tsaravelatsihy (tsara, velatra, tsihy)
Partie du discours Non spécifié
Explications en malgache Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny, fanaovana zavatra mba hiheveran' ny olona ny tena ho toy izao sy toy izao [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes fihatsarambelatsihy
Analogues  donga takona ~ joko tsoriaka mahasambo-kary ~ joko tsoriaka ~ malefaka am-bava ~ manafin-kilema ~ manao sotrobe lava tango mahay atsy mahay aroa ~ manao tantanan-droa lela ~ manga ivelany toa goaika ~ mangahazo lo aty ~ miefitra anaty toa harefo ~ mihatsaravelatsihy ~ ranomaso manentsin-keloka ~ saka manafin-koho ~ tsara vava ~ tsara volana imaso ~ vandana ivoho ~ vava tsy ratsy ~ vazi-miamboho ~ voara feno vitsika

Mis à jour le 2020/07/31