|
|
|
|

Teny iditra 1  tsapaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fidirana avy hatrany ao anatin' ny...; fandentehana ao anaty zavatra ka tsy misy manohana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 action d'entrer dans, de pénétrer dans, comme la plume dans l'encrier, le pied dans le soulier, dans l'eau, dans la boue, dans la maison, les mouches dans le bouillon, une lance dans le corps, un individu au milieu d'une foule [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tsapaka

Fivaditsoratra  28 patsaka, tsapaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04