Entrée fitsapahana (tsapaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fidirana ao amin' ny zavatra iray tsy misy manohina: Tsy nampoiziny akory ity fitsapahany tao anaty vahoaka
Fidirana, filentehana: Tsy hita mihitsy ny fitsapahan' itỳ zohy iỳ ao anaty tendrombohitra
Fianjerana: Ny fitsapahan' ny omby tao anaty fotaka [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05