|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsapaka |
| Fototeny | 2 tsapaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miditra tsara ao anaty..., mitsopaka: Mitsapaha amin' ny lohatondroko ity fanosehana ity
5 Miditra, mitsofoka: Eto ny ranomasina no mitsapaka anatin' ny tany 6 Mianjera, milentika: Nirohotra hamonjy ilay omby nitsapaka tao anaty rano ny fokonolona 7 Misisika: Nitsapaka tao afovoan' ny ankizy izy [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | mitsapaka, 12 tampisaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|