Entrée tsanganolona (tsangana, olona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaram-bola farantsa volafotsy izay misy sarin' olona telo mitsangana [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Exemples Rehefa izay, dia nakisany teo amin' ny teo amin' ny latabatra teo an-joro firarazana ny seza nipetrahany, nangataka fitaratra izy, natsilaniny teo ambonin' io latabatra io, ary naka vola volafotsy tsanganolona avy any am-paosiny any, najorony kinarinarina teo ambonin' ilay fitaratra. [Andraina: Mitaraina, page 91]

Mis à jour le 2020/07/31