Entrée tsangambato (tsangana, vato)
Partie du discours nom
Définition malgache Vato ajoro ho fahatsiarovana miaramila maty an' ady tany lavitra ka tsy hita ny taolambalony [Rajemisa 1985]
 vato lehibe ajoro ho fahatsiarovana ny olona maty tany an' ady na noho antony hafa ka tsy hita ny taolambalony [Akademia 2005]
Définition anglaise a gravestone, cenotaph, tombstone; a stone set up on end as a memorial of some event [Richardson 1885]
 a monument [Hallanger 1973]
Définition française pierre ou monument commémoratif [Hallanger 1974]
Synonymes vatolahy
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Vorodamba efa tontan' ny ela no misarona ilay tsangambato (A. Rajon) []
2lo no tsangambato tsy levona mariky ny nanapahan' ny Hova azy. [Rajaonarivelo: Bina, page 80]
3Maro ny tsangambato navelany izay ataon' ny olona hoe Vatonkimosy. [Randriamamonjy: Tantara, page 30]
4Nanorina tsangambato teo akaikin' Ambaiboho, teo amin' ny moron' i Sahabe, ny mponin' Antsihanaka atsimo, ho fahatsiarovana ireo mpiray tanindrazana aminy namoy aina tao amin' ilay renirano manan-tantara. [Andraina: Mitaraina, page 264]
Citations 
Illustrations 

Entrée tsangambato (tsangana, vato)
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra tokony hotsarovana, asa mendrika hotadidina, andro lehibe na malaza tsy hohadinoina [Rajemisa 1985]
 asa mendrika hotadidina sy hotsarovana mandrakariva, andro manan-daza tsy tokony hohadinoina [Akademia 2005]
Exemples Ny boky no tsangambato avelan' ny mpanoratra ho an' ny taranaka [Rajemisa 1985]

Entrée Tsangambato (tsangana, vato)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie tsangana, vato

Entrée Tsangambato
Partie du discours nom propre (titre de livre ou pièce)
Définition malgache jereo Randriamaromanana: Tsangambato
Auteur 
Tableaux et planches Tous les titres

2017/10/19