Entrée | tsakoina (tsako) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Potipotehina amin' ny nify ao am-bava: Tsakoy tsara ny zavatra haninao mba tsy hamizana ny vavoninao [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be chewed [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on mâche; [1.8] | ||||||||
Exemples | Rehefa tanehina ka hanina izy, tahaka ny fon-jozoro no tsakoina ao am-bava
[2.472] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot tsakoina | ||||||||
Anagrammes | anatsiko, antsakio, antsioka, atsikano, kotsaina, takosina, tsaikona, tsakoina |
Mis à jour le 2023/01/20 |