Entrée trozona
Partie du discours nom
Explications en malgache Biby mivelona any anaty ranomasina, ny lehibe indrindra amin' ny biby fantatra amin' izao andro izao fa mety hahatratra 20 metatra ny halavany ary 130 taonina ny lanjany. [Rajemisa 1985]
 biby lehibe indrindra mivelona any anaty ranomasina ary mampinono [SLP 1986]
Explications en anglais a whale [Hallanger 1973]
Explications en français baleine [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2020/07/31