Entrée (1/2) | 1 triotrio |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 anaram-boronkely fotsy tratra sy lava rambo mpipetraka eny an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny: K'aja manoñon-tena koa triotrio an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny [Tanala]
[1.78] 4 Anaran-kafa ilazana ny fandiafasika [1.1] |
Explications en français |
5 bergeronnette [1.54] |
Exemples |
6 hoy ny navalin' ny triotrio ny domohina.
[2.445]
|
Vocabulaire | 7 Zoologie: oiseaux |
Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot |
Entrée (2/2) | 9 Triotrio |
Sous-titre | 10 Boky famakian-teny (taona fahadimy) |
Mots élémentaires | 11 triotrio |
Partie du discours | 12 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Vocabulaire | 13 Education |
Auteur |
14 Razafintsalama-Rabenjamina Lucie |
Editions |
1979. Pages: 221. |
Anagrammes | 16 itrotroy, 17 toritory, 18 triotrio, Triotrio |
Mis à jour le 2025/10/12 |
![]() |