Entrée traokabe (traoka, be)
Partie du discours nom
Définition malgache Fantsona miendrika antsasaka varingarina, idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka ny atiny dia misy tsibolo sy tsilelo izay afa-mamerina ny vovoka entin' ny rivotra ho any anaty vava: ny traokabe dia mizara ho traoka roa izay miditra ao anaty havokavoka ka mizarazara madinika maromaro indray [Rajemisa 1985]
 faritra mitondra rivotra avy eo amin'ny tendabe mankany amin'ny traoka [SLP 1986]
Définition française trachée artère [SLP 1986]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31