Entrée (1/2) | 1 traoka |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Biologie |
Explications en malgache |
4 Taova lavalava idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe [1.1] 5 Taova mitondra ny rivotra ao amin'ny havokavoka [1.13] |
Explications en français |
6 Bronche [1.13] |
Exemples |
7 Ny braonsita dia otrikaretina mahazo ny traoka na ireo fantsona mitondra ny rivotra mankao amin' ny avokavoka. [2.424#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 10 traoka |
Partie du discours | 11 nom |
Vocabulaire |
12 Chimie |
Explications en malgache |
13 Fangaro [1.13] |
Explications en français |
14 Mélange [1.13] |
Anagrammes | 15 akotra, atroka, katrao, katroa, okatra, rotaka, takaro, taroka, toraka, traoka, troaka |
Mis à jour le 2023/08/18 |