|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tra-bonjy
Singan-teny  2 tratra, 3 vonjy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona voavonjy ara-potoana soa aman-tsara, ka tsy tratran' ny loza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 saved at the last moment, rescued [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 sauvé au dernier moment [1.8]

Teny iditra (2/2)8  trabonjy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 (de tratra : atteint, attrapé ; et vonjy : secours, assistance). D'après le dictionnaire malgache-anglais de Richardson, ce serait une plante médicinale.
11 On avait recours à elle en cas d'accident, de malaise subit. Non identifiée. [Merina] [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Fivaditsoratra  tra-bonjy, trabonjy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21