|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  tovo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 olona tsy manambady [Tambahoaka] [1.78]
4 Tanora mbola tsy manambady, izay hita indrindra miaraka amin' ny teny hoe lahy na vavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 unmarried [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 célibataire [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 10 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)14  tovo
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 Fakana rano ao ampantsakana ho ao anaty siny; famindrana rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4)28  tovo
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 hasoa, hatsaran-tarehy [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (4/4)31  tovo
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny frantsay  33 Nom donné aux tiges à croissance rapide, comme celles du maïs fourrager qu'on appelle tovotsako, et d'autres Poaceae fourragères [Betsileo]
34 (racine verbale) Action de pousser, de croître, en parlant d'une plante, d'un arbre, etc. [Merina]
35 En composition, forme l'adjectif tokantovo [Merina] [1.196]
Voambolana  36  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  37  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  tovo, 38 voto

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09