|
|
|
|

Teny iditra1  anovozana
Fototeny  2 tovo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Ohatra  4  Izy ireo no nanovozako ny fanaovana ny kabary malagasy [2.559#5]
5  Inty ny tavoahangy hanovozanao rano (Voici une bouteille pour puiser de l'eau) [1.3#737]
6  Zavatra telo no anovozana ny hanina : famaky, fandraka ary saoka (sotrobe no ataon' ny Bara hoe saoka. [1.353#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11