|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 torotoroina |
| Fototeny | 2 torotoro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Vakina atao potipotika, montsanina: Notorotoroiny tamin' ny vato ny siniko
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be crushed to pieces
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on écrase
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 rotorotoina, torotoroina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|