|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  torotoro
Fototeny  2 toro
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 vakivaky [Sihanaka] [1.78]
5 vakivaky madinika, potipotika: Torotoro ñy lovia vake [Tanala] [1.78]
6 Vaky potipotika, montsana: Torotoro ilay tavoahangy nianjera avy eny an-davarangana / Torotoro ny fahavalo tamin' ny ady
7 Hontsa dia hontsa: Torotoro ny foko nahita ilay reny niantoraka teo amin' ny zanany tsy niainaintsony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 crushed to pieces [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 écrasé; moulu [1.8]
Ohatra  10  torotoro loatra ny fony diso fanantenana. [2.499]
11  Vatana torotoro no nitsimponin' ny mponina. [2.472]
12  Jerena izay rehetra nolalovany ka torotoro avokoa. [2.117]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)24  torotoro
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 vakivakim-bola, vola madinika [Bara] [1.78]
27 vola madinika [Tanosy] [1.78]
Voambolana  28  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny rehetra  29 torotorom-bola

Teny iditra (3/3)30  torotoro
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny frantsay  32 (duplicatif de toro : ce qui peut montrer, révéler le chemin ; la duplication évoque le doute, le caractère dubitatif de cette reconnaissance.).
33 Gluta tourtour Marchand (Anacardiaceae).
34 Espèce commune à l'Indonésie et à la côte Nord-Ouest de Madagascar (Sambirano).
35 Les gros noyaux fibreux flottent sur l'eau de mer et sont encore capables de germer lorsqu'ils touchent terre.
36 On prétend que les piroguiers nomades de l'Océan Indien suivaient autrefois ces noyaux qui les aidaient, avec d'autres repères empiriques, à trouver leur route en mer [Tankarana] [1.196]
Voambolana  37  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  39 rotoroto, 40 torotoro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17