| Entrée | 1 tongobolo | 
| Mots élémentaires | 2 tongotra, 3 volo | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Fitoeram-paraky (avy amin' ny teny hoe: tongotra sy volo satria tamin' ny tongotra na vodin' ny volo -- karazana volotsangana -- no nanaovana azy taloha). [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   a snuffbox, a tobacco-pouch [1.7] | 
| Explications en français | 7   blague à tabac [1.8] | 
| Exemples | 8   Hitako ny hevitra, ondry roa no novidiko sy reniakoho telo, ary ny vakim-bola sisa nitondrako siramamy takelany vitsivitsy ho an' Ineny, sy tongobolo ho an' i Dada.
[2.643#] 9 Nitsiky indray maka izy dia nangarona ilay tongobolo tandrok'omby tao am-balahany ary nitelina indraim-bava vao nahateny hoe : Hihaona hay isika ry zareo, ka ianareo be kivazivazy foana aninkeheo. [2.895#] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |