Entrée tompokolahy (tompo, -ko, lahy)
Partie du discours nom
Définition malgache teny asolo ny anaran' ilay itenenana ho mari-panajana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise Sir. More respectful than tompoko [Richardson 1885]
Traduction française monsieur [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Mba anaovy hatsarana kely izahay, tompokolahy. [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 14]
2Tompokolahy, hoy Ndriana-Toto taminy indray hariva. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 24]

Mis à jour le 2020/07/31