Entrée tompokovavy (tompo, -ko, vavy)
Partie du discours nom
Définition malgache teny asolo ny anaran' ilay itenenana ho mari-panajana [Rajemisa 1985]
Définition française Madame [Abinal 1888]
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Nahatsiaro ilay nahararian' i Tompokovavy Zozefinina sombinainy malala tao Vohipeno Ramatoa Razafy, ka izy avy no torovandrovana teny ambony filanjana. [Rajaonarivelo: Bina, page 94]

Mis à jour le 2015/02/19