Entrée |
tombom-barotra
|
Mots élémentaires | tombo ; varotra |
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Vola tadiavina ho azo ambonin' ny masonkarena rehefa mivarojavatra [1.1]
|
| [ tombombarotra ] Ny vidy ivarotana analana ny vidy ividianana [1.13]
|
Explications en anglais | Profit [1.7]
|
Explications en français | Bénéfice [1.8]
|
| [ tombombarotra ] Bénéfice brut ou bénéfice d'exploitation [1.13]
|
Exemples | Na dia tsy azo enjehina aza ny fisitahan' ny Fanjakana amin' ny orinasam-panjakana amin' ny maha fisahanan-draharaha azy, dia tokony harotsaka ao amin' ny Fitahirizam-bolam-panjakana ny tombombarotra amin' izany, ary tokony hahazoan' ny vahoaka tsy an-kanavaka tombontsoa.
[4.27]
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
|