Entrée | 1 tokantranomaso |
Mots élémentaires | 2 tokana, 3 trano, 4 maso |
Partie du discours | 5 nom |
Explications en malgache |
6 Firaisa-monin' ny lehilahy sy vehivavy izay tsy mpivady ara-dalàna: Manao tokantranomaso [1.1] |
Exemples |
7 Raha maka zanak' olona ho tokantranomaso, kanefa tsy mampakatra azy ho vady, dia sazina.
[1.123#]
|
Article | 8 Randzavola: tokantranomaso ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |