Teny iditra |
toho
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy [1.1]
|
| Karazan-trondron-dranomamy tsy misy taolana firy [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A smallish fish with a flattened head [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Poisson à tête plate [1.8]
|
| Genre de poisson d'eau douce [1.13]
|
Voambolana |
Ohatra | ny trondro mainty vaventy, sy ny toho, sy ny patsa, sy ny tsindretra, sy ny ondrin-drano, sy ny fangorinana, sy ny tsikovoka, ary indraindray aza misy amalona.
[2.48]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
toho
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo (Gymnosporia brachystachya) [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(probablement même origine que tohona ).
Gymnosporia brachystachya Baker (Celastraceae). Nom et identité notés par Grandidier, Baron, Malzac, etc.
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Gymnosporia brachystachya |
Ohatra | avy any Ankaratra ka mankany Mangoro i Onive: raha olona mitondro toho atao ny havandra maty
[2.48]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
Toho
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Tohu [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tohu [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|