Entrée (1/4) | 1 tohana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache | 3 Zava-miaro tsy hianjera: Asivo tohana ity rindrina ity sao mianjera 4 Andry iankinana, fiankinana, kiady: Izy no tohan' ny fianakaviany [1.1] |
Explications en anglais | 5 a support, a prop [1.7] |
Explications en français | 6 support, soutien [1.3, 1.8]7 étai, appui, pilier, tuteur, pièce servant de contrefort, les chevalets du valiha, du violon 8 figuré: opposition, assistance, secours, protection, défense [1.3] |
Exemples |
9 fa raha ataonao tsara tohana ireny, tsy mba haniry haolo ianao. [2.298#53] 10 Nahazo tohana betsaka tamin' ireo Zanamalata (na metisy) namany koa izy. [2.508#253] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/4) | 20 tohana |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en malgache | 22 Tsy fivalanana [1.1] |
Entrée (3/4) | 23 tohana |
Partie du discours | 24 nom |
Explications en malgache | 25 tohotra, nonon'omby [Tambahoaka] [1.78] |
Entrée (4/4) | 26 tòhaña |
Partie du discours | 27 nom |
Explications en malgache | 28 fefy [Sihanaka] [1.78] |
Anagrammes | 29 ahanto, hantao, hatona, hotana, tahona, tanaho, tohana, tòhaña, ahanto, hantao, hatona, hotana, tahona, tanaho, tohana, tòhaña |
Mis à jour le 2023/08/19 |