|
|
|
|

Teny iditra1  tohanana
Fototeny  2 tohana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa malemy
5 Tantanana tsy hianjera: Tohano io marary io fa fanina
6 Sakanana tsy ho avy: Moa ve azo tohanana tokoa ny havandra?
7 Sakanana: Notohanany aho tsy hiditra, ka lasa nisintona amim-pahendrena.
8 Ampiana: Notohanany ny kamboty sy mananotena fahavelony [1.1]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 ahantona, 15 tananaho, tohanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02