Entrée tilikambo
Partie du discours nom
Explications en malgache Ilany avo milangalanga amin' ny trano sasantsasany, izay maziina boribory na efa-joro ny bikany, ka atao ho fitiliana avy any ambony: Ny tibikambo dia atao tranon-dakolosy amin' ny fiangonana [1.1]
Explications en anglais A tower [1.7]
Explications en français Tour, tour de garde [1.8]
Exemples Somary an-kavoana ny fiangonana, hany ka na dia lavitra aza dia tazana mitsilotsilo amin' ny lanitra ny tilikambony ary ren' ny manodidina toy ny miteny mihitsy ny lakolosiny. [2.470]
Mots composés 

Mis à jour le 2020/07/31