|
|
|
|

Teny iditra1  tery saina
Singan-teny  2 tery, 3 saina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 olona tsy mba afaka manaiky hevitra ivelan' ny an' ny tena fa rehefa tsy mitovy amin' ny an' ny tena na mivoaka kely ivelany dia tsy leferina (mifanohitra aminy: malala-tsaina) [1.1]
Tohi-kevitra  6 malala-tsaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02