|
|
|
|

Teny iditra 1  tera-bitro
Singan-teny  2 teraka, 3 bitro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny vehivavy miteraka matetika sady kely aizana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Portée de lapins. Se disait des femmes enfantant souvent. [2.415#6785]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how terabitro

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04