|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  -bitro
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vitro

Teny iditra (2/2)3  bitro
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Biby fiompy fihinana sahala habe amin' ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra na zavamaniry. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a rabbit [1.2, 1.7]
7 a hare [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 lapin [1.3, 1.54, 1.8]
Ohatra  9  niompy bitro vavy bevoka, natao mba hahazoam-bola. [2.59#]
10  Ny bitro dia mahagaga ny Malagasy loatra fa mbola tsy hitany, ka noheveriny ho voalavo makadiry. [2.649]
Voambolana  11  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  12 rabitro
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  bitro, 15 botry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09