Entrée teny imaso tsy mba kilema
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza hevitra aseho am-pahatsorana na dia tsy hahafaly ilay ilazana azy aza, sao manjary fanaratsiana na fifosana raha any amin' ny takona [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31