|
|
|
|

Teny iditra1  tenin' antitra
Singan-teny  2 teny, 3 antitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 teny na resaka miverimberina sy ventesina tsy misy antony [1.1]
Tovy hevitra  6 teninadala

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23